|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tohanana |
| Fototeny | 2tohana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy.
5Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina. 6Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra?. 7Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena.. 8Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahavelony. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ahantona, 15 tananaho, 16 tohanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|