|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 titỳ |
| Fototeny | 2tity|titỳ |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanaovana olona hoe "ity, ity"; filazalazana matetika ny teny tsy manaja hoe "ity, ity"..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 11 tity |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13kambo kely toa volan-tsinana na toy ny tsaramaso eo ambonin'ny lavaka amin'ny vehivavy, lahin-kidy.
[Tanala]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 14 tity |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16fivaviana, kindy.
[Tanala]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 17 titỳ, tity |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|