|
|
|
|

Teny iditra1 tinaiza
Fototeny  2taiza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tezaina, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné. [1.3#649]
Ohatra  6 Raha zaza tinaiza no re mitomany, Ny reniny anefa tsy mahalala mody; [1.319#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10voataiza
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02