|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tiavina |
| Fototeny | 2tia |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9tiana |
| Fivaditsoratra | 10 tiavina, 11 vitaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|