|
|
|
|

Teny iditra1 tiana
Fototeny  2tia
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ananana fironan' ny fo, iraiketana: Tsy tian' ilay zazavavy ilay tovolahy fa be taona loatra.
5Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho.
6Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny.
7Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana.
8Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana. [1.1]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13tiavina
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 anaty, 17 atany, 18 itana, 19 taina, 20 tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02