|
|
|
|

Teny iditra1 tetik' emboka
Singan-teny  2tetika, 3emboka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fiaraha-mihevitra amin'ny habetsahana na hakelin'ny vola hiaraha-mandoa hanaovan-javatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11