|
|
|
|

Teny iditra1 tetezamita
Singan-teny  2tetezana, 3mita
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fotoana andalovana raha misy toe-javatra miova ka tsy vita avy hatrany ny fiovana fa tsy maintsy mandeha miandalandalana.
6Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin' ny anankiray mankamin' ny faharoa: Taorian' ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran' antokon' olona nomena anarana hoe "directoire. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7transition. [1.13]
Mpanahaka  8 tetezamitatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12