|
|
|
|

Teny iditra1 teteho
Fototeny  2tetika
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tetehina [Fitanisana]
Ohatra  4 teteho ny hena fa maika harotsaka [1.1]
5 teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1]

Fivaditsoratra  6 teheto, 7 teteho

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16