|
|
|
|

Teny iditra1  tetehina (tetika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka [1.1]
4  Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo [1.1]
5  Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny tetehina io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20