|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tete
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4goutte. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)21 tête    
Sokajin-teny  22 anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  23loha. [1.9, 1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19