|
|
|
|

Teny iditra1 tetanosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana. [1.13]
4Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182]. [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Fanazavàna teny frantsay  5tétanos. [1.13]
Ohatra  6 Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy. [2.424#]
Voambolana  7 Fahasalamana
Mpanahaka  8 fanenitra, 9 tomboka
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08