|
|
|
|
Teny iditra
1
tery azon-tery
Singan-teny
2
te
ry
,
3
a
zo
Sokajin-teny
4
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
5
ilazana fahasahiranana indroa misesy, fahavoazana miampy fahavoazana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12