|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 teritery
Fototeny  2tery
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4(duplicatif diminutif de tery). [1.3]
Ohatra  5 sady teritery ihany ity akanjonao fantezy. [2.1010]
6 Amin' ny fo teritery no anoloran' izy rehetra izay homeny ka ataony ambetin-teny amin' izy samy izy. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 teritery
Fototeny  12tery
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14Nom malgache des massages.
15Ils sont opérés à sec ou plus souvent avec l'emploi d'onguents ou d'embrocations.
16C'est une thérapeutique très populaire.
17Les jeunes enfants sont massés par leur propre mère, le massage faisant partie des soins habituels.
18De ce mot dérivent : maneritery, mpiteritery.. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  21 Fahasalamana

Fivaditsoratra  22 etrietry, 23 teritery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02