Teny iditra | tera-bitro | ||
Singan-teny | teraka ; bitro | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny vehivavy miteraka matetika sady kely aizana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Portée de lapins. Se disait des femmes enfantant souvent. [2.415] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |