|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 -bitro |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vitro |
| Teny iditra (2/2) | 3 bitro |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a rabbit.
[1.2, 1.7] 7a hare. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8lapin.
[1.3, 1.54, 1.8] |
| Ohatra |
9 niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola.
[2.59#]
10 Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649] |
| Voambolana | 11 Haibiby: mampinono |
| Tovy hevitra | 12rabitro |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 bitro, 16 botry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|