|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tenim-bola |
| Singan-teny | 2teny, 3vola |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fahefana ananan' ny vola, ka raha misy raharaha atao, ara-bola no ibaikoana sy andidiana ny hafa (ankehitriny, dia atao koa hoe totohondry vola).
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|