|
|
|
|

Teny iditra1 mitemoka
Fototeny  2temoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipetraka eo amorony kely.
5Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nitemoka ilay famantaranandroko teto. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mamotike, 10 mitemoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12