|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 teloina |
| Fototeny | 2telo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4to be divided into three.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on partage en trois.
[1.3] |
| Ohatra |
6 Havana ve ka dia isasahana koa, nahoana raha mba teloina?
[2.472]
7 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12telovina |
| Fivaditsoratra | 13 Otniela, 14 teloina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|