|
|
|
|

Teny iditra1 teha-dolo
Singan-teny  2tehaka, 3lolo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit.
7C'était une croyance malgache. [2.415#114]
Voambolana  8 Fahasalamana 9 Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12