|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tefoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fipoahana tsy dia mafy loatra, toy ny an' ny basy; firefotra toy ny an' ny rantsan-kazo tapaka na ny vilany vaky.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a cracking or popping sound; the sound of a shot.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5bruit de craquèlement; bruit d'un coup de feu.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Feo |
| Fivaditsoratra | 23 fatoke, 24 fetoka, 25 fotake, 26 tefoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|