|
|
|
|

Teny iditra1 mitefoka
Fototeny  2tefoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mipoaka (toy ny fipoakan' ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy.
5Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo voahitsany ka taitra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to pop, to crackle, to explode. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7craquer, péter comme un coup de fusil; exploser. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 fitemoka, 13 mifetoka, 14 mitefoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02