|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tato |
| Fototeny | 2ato |
| Sokajin-teny | 3 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao..
[1.1] |
| Ohatra |
5 Naman' ialahy namaky trano tato.
[2.4]
6 Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59] 7 Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 8tato ho ato |
| Teny iditra (2/2) | 9 tatô |
| Sokajin-teny | 10 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11tokoa.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 12tatôbe |
| Fivaditsoratra | 13 tato, tatô, 14 tota |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|