|
|
|
|

Teny iditra1 tatỳ
Singan-teny  2t~, 3atỳ
Sokajin-teny  4 ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Endriky ny mpamaritra "Atỳ" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana malalaka iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Be ala tatỳ Madagasikara taloha. [1.1]
Ohatra  6 Kanjo dia ny famelana azy ireny tanteraka no nandraisan' ny vavy ny teniny taty aoriana. [2.470]
7 Izao aza angaha tonga taty aho, raha tsy notantanan' I zanako lahy ity! [2.472]
Kamban-teny rehetra  8zozotaty

Fivaditsoratra  9 tatỳ, 10 tita

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02