|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tatsy ho atsy |
| Singan-teny | 2atsy, 3ho |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 tatsy ho atsy, dia matetika nihoatra ny laoniny ny fomba.
[2.298]
6 tatsy ho atsy no nitaran' ny fialan-tsiny amin' ny tsy izy : mila ho lava noho ny tena resaka io amin' ny sasany, lasa fampiderana haingon-teny fotsiny. [2.285] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|