|
|
|
|

Teny iditra1 tarozaka
Fototeny  2rozaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra lava miraviravy, misy miramborambo eo am-pihantonany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5root of mitarozaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6état de ce qui est long, fluet et pendant. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Tsipelina hafa  10tarozika

Fivaditsoratra  11 kaozatra, 12 tarazoka, 13 tarozaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19