|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 taranja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy.
[1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4matière, discipline.
[1.13] |
| Voambolana | 5 Fianarana |
| Kamban-teny rehetra | 6Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 taranja |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9taho na vahatra maniry mandry anaty tany.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10rhizome.
[1.13] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Tovy hevitra | 12rizôma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|