|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 taraiky
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Manao zavatra miadan-doatra. [1.1]

Teny iditra (2/3)4 taraiky
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.
7(ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8simple, niais, qui rôde ça et là bêtement. [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  13taraikiraiky

Teny iditra (3/3)14 taraiky
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Anarana laharan-tsikidy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18nom d'une rangée des sikidy. [1.3]
Mpanahaka  19 sikidy
Lahatsoratra  20

Fivaditsoratra  21 ati-kira, 22 taraiky, 23 tiriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19