|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapa-kazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3(de tapaka : coupé ; et hazo : bois).
4Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés.. [1.196] |
| Ohatra |
5 Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika?
[2.528]
6 Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [2.445] 7 Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [2.470] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|