|
|
|
|

Teny iditra1 taon-tsarotra
Singan-teny  2taona, 3sarotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5taona tsy nahazoana vokatra firy noho ny tondra-drano, havandra, valala, tsy fisian' orana ka mahatonga ny fiainana ho lafo na sarotra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6année de pénurie. [1.3#681]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12