|
|
|
|

Teny iditra1  taona irỳ
Singan-teny  2 taona, 3 irỳ
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [taon' irỳ>
7 l'année avant-dernière
8 ] l'année avant-dernière [1.3#681]
Voambolana  9  Fotoana

Fivaditsoratra  10 iriotana, 11 itaraino, 12 itoriana, taona irỳ

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04