|
|
|
|

Teny iditra1 tany kotra
Singan-teny  2tany, 3kotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao. [1.1]
6Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy. [2.117]
Ohatra  7 Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]
Voambolana  8 Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  9 tany kotra, 10 tinakotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12