|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahatanty
Fototeny  2tanty
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy. [1.1]
5maozatra, tsy laitra, mahari-pery. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6to be able to endure; to be able to resist temptation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation. [1.8]
8résistant. [1.13]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Mpanahaka  12 mahatohitra

Teny iditra (2/2)13 Mahatanty
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  15 Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508#125]
Voambolana  16 Tantara: olona

Fivaditsoratra  17 Mahatanty, mahatanty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05