|
|
|
|

Teny iditra1 tantanan-kazo
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3tantanana vita amin'ny hazo na fingotra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4maillet. [1.13]
Voambolana  5 Fitaovam-piasana
Mpanahaka  6 famofoka, 7 fively, 8 tantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12