|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tantanana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a hammer. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5marteau. [1.3#676, 1.8]
Voambolana  6 Fitaovam-piasana
Mpanahaka  7 famofoka, 8 fively, 9 tantanankazo
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11 tantanana
Fototeny  12tanna
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  14Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement. [1.3#664]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02