|
|
|
|

Teny iditra1 Tanivo
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Ohatra  3 Fahiny, fony mbola nifankahala ny tanivo sy ny Tantsiraka. [2.5]
4 Rahefa atao ny fanadinana amin'ireny vatsim-pianarana ireny, raha misy fito ny tanivo, zara raha hisy telo ny Tanindrana sahy mirotsaka. [2.503]
Voambolana  5 Tantara: firenena

Fivaditsoratra  6 Tanivo, 7 tavony, 8 tôvany, 9 tovina, 10 vatony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19