|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fanomezana ho an'ny sakaiza (vavy).
[Taisaka]
[1.78] 4Vola omen' ny lehilahy ny vehivavy mba hanekeny hiray aminy. 5Karama.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6wages paid for evil-doing.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7argent, salaire donné pour faire le mal.
[1.3] 8gages de celui qui fait le mal. [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 23 ngita, 24 tangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|