|
|
|
|

Teny iditra1 atangy
Fototeny  2tangy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena atao tangy na vola omen' ny lehilahy ny vehivavy mety miray aminy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 angaty, 10 angita, 11 atangy, 12 Ginata, 13 tainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12