|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tangolika |
| Fototeny | 2holika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fadiditra; olikolika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5something that twines, a spiral.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6vrille des plantes.
[1.8] 7torsion des cordes, des cordons, entortillement de quelque chose autour d'un objet. [1.3] 8spirale, spire. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 24olanolana, tangolingolika |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 26 tangolika |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28mandalo (aretin-kibo).
[Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 29 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 30 tangolika, 31 tongalika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|