|
|
|
|

Teny iditra1 fitangolika
Fototeny  2tangolika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitangolika, izany hoe mifadiditra, miolikolika manodidina: Jereo ny fitangoliky ny tangolibahin' ny sarisarimbomanga. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fitangolika, 6 fitongalika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12