|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tangala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tehina. [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4bâton. [1.6]
Ohatra  5 Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka. [2.508#]
Kamban-teny rehetra  6tangalamena

Teny iditra (2/2)7 tangala
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9pince des crabes, des camarons, des écrevisses. [Tanala] [1.6]
Voambolana  10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08