|
|
|
|

Teny iditra1 tanety
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tany be tsy anaty rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4high and fairly level ground. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5colline dépourvue d'arbres, et placée entre deux vallées; terre ferme. [1.3]
6terrain haut et plat. [1.8]
7colline. [1.13]
8Colline dont la végétation a été entièrement détruite par les feux de brousse répétés.
9Elles constituent l'essentiel des terres de la région centrale (Imerina), à l'exception des fonds de vallées, occupés par les rizières.
10S'emploi aussi pour la partie exondée lors d'une inondation.
11La végétation des tanety est profondément modifiée par l'homme et très pauvre en espèces endémiques, contrairement aux formations primaires très riches en espèces spéciales à Madagascar (85 à 95 % suivant les formations).. [1.196]
Ohatra  12 Ny rambiazina no mamerovero an-tanety
ny tongolo no manitra voasary
[2.131]
13 Vao maraina ny andro tamin'izay, ny fanala nameno ny ahitra sy ny tanety toy ny fasika nararaka, fa anaty ririnina indrindra. [2.324]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  15 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 antety, 19 tanety, 20 tetina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02