|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fiantandroka |
| Fototeny | 2tandroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf].
[1.3#668] |
| Ohatra |
5 Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
[1.437#]
|
| Teny iditra (2/2) | 6 fiantandroka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Voambolana | 8 Haibiby: trondro |
| Mpanahaka | 9 fiamalandy, 10 fiamandry, 11 fiamangataka, 12 fiamangidy, 13 fiambazana, 14 fiambola, 15 fiampotsy, 16 fiandava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|