|
|
|
|

Teny iditra1 tandro-by
Singan-teny  2tandroka, 3vy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5a spike put on the tips of the horns of a fighting bull. [1.2#616]
Ohatra  6 Fa ny loza mahatsiravina koa dia ny ombalahy tandroby izay mahita ny afo milelaka ka mandrongatra avy ao am-pahitra mitrifana eran' ny tanàna. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12