|
|
|
|

Teny iditra1  tandrobalala
Singan-teny  2 tandroka, 3 valala
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 [Merina+Betsileo] Teny ilazana karazan-tandrok' omby mahitsy miendri-tandro-balala somary miondrika any aloha [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: fiompiana
Tsanganana sy sary iray takila  7  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04