|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tandrena
Fototeny  2tandry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Endrikendrehina, tsaratsaraina foana, tombotombohina. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9tendrena

Teny iditra (2/2)10 tandreña
Sokajin-teny  11 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12varimbariana. [Taisaka, Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  13 antendra, 14 tandrena, tandreña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03