|
|
|
|

Teny iditra1 tanan-kodiarana
Singan-teny  2tanana, 3kodiarana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ireo hazo misandrahaka avy eo amin' ny foiben-kodiarana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6rayon de roue. [1.13]
Tsipelina hafa  7tanan-kodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02