|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanàna masina |
| Singan-teny | 2tanàna, 3masina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5toerana nonenan' ny razan' Andriana fahiny ka nohajain' ny Ntaolo fatratra, manana ny fadiny, nangalana rano amin' ny Fandroana nihasinan' ny mpanjaka.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|