|
|
|
|

Teny iditra1 tanalahinala
Singan-teny  2tana, 3lahy, 4ala
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany. [1.1]
Ohatra  7 Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529#]
Voambolana  8 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11