|
|
|
|
Teny iditra
1
tamboro
ro
tra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Firiotana midina; fikororosiana hankamin' ny ambany; filetsena sahala amin' ny tany mikoa.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
manatambororotra
,
5
mitambororotra
,
6
mitambororota
Matoantenin' ny iharana :
7
atamboro
ro
tra
,
8
otambororoty
,
9
tafatambororotra
Matoantenin' ny fameno :
10
anatamboro
ro
tana
,
11
itamboro
ro
tana
Anarana :
12
fanatambororotana
,
13
fanatambororotra
,
14
fitambororotana
,
15
fitambororotra
,
16
mpanatambororotra
,
17
mpitambororotra
Mpamaritra :
18
fanatambororotra
,
19
mahatambororotra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19