|
|
|
|

Teny iditra1 mitambororotra
Fototeny  2tambororotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikororosy, mietry, miletsy: Mitambororotra ilay tany nikoa tetsy atsimo tetsy.
5Miriotra midina: Mitambororotra ny fahalalam-pomba amin' izao andro izao.
6Mitaredretra.
7Maty tsikelikely. [1.1]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12